plt_tn/hos/04/01.md

853 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity toko ity no manomboka ny adin'i Yaveh amin'ireo Israelita tsy mahatoky.

Manao fitoriana amin'ny mponin'ny tany i Yaveh

Ny fanambaran'i Yaveh fa ny vahoakan'Israely dia nanota taminy ary nivadika tamin'ny fanekeny dia resahina toy ny hoe miampanga azy ireo any amin'ny fitsarana Yaveh.

fitoriana

Io dia fitarainana ataon'ny olona iray amin'ny olona iray hafa any amin'ny fitsarana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:2

Nopotehan'ny vahoaka ny fatotra rehetra

Eto ny "fatotra" dia ilazana ny fetra izay omen'ny lalàna alalana. DH: "Tsy nankatoa ny lalàna tamin'izay mety ho fomba rehetra ny olona"

fandatsahan-drà miampy fandatsahan-drà

Eto ny "fandatsahan-drà" dia ilazana ny "famonoana olona" izay matetika dia maratra ilay lasibatra. DH: "mandatsa-drà aorian'ny iray hafa izy ireo"