# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity toko ity no manomboka ny adin'i Yaveh amin'ireo Israelita tsy mahatoky. # Manao fitoriana amin'ny mponin'ny tany i Yaveh Ny fanambaran'i Yaveh fa ny vahoakan'Israely dia nanota taminy ary nivadika tamin'ny fanekeny dia resahina toy ny hoe miampanga azy ireo any amin'ny fitsarana Yaveh. # fitoriana Io dia fitarainana ataon'ny olona iray amin'ny olona iray hafa any amin'ny fitsarana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:2 # Nopotehan'ny vahoaka ny fatotra rehetra Eto ny "fatotra" dia ilazana ny fetra izay omen'ny lalàna alalana. DH: "Tsy nankatoa ny lalàna tamin'izay mety ho fomba rehetra ny olona" # fandatsahan-drà miampy fandatsahan-drà Eto ny "fandatsahan-drà" dia ilazana ny "famonoana olona" izay matetika dia maratra ilay lasibatra. DH: "mandatsa-drà aorian'ny iray hafa izy ireo"