plt_tn/hos/02/19.md

507 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Hosea momba izay hataony amin'Israely i Yaveh.

Hampanantena ny ho vadinao mandrakizay Aho

Ho tahaka ny vady i Yaveh, ary Israely ho tahaka ny vadin'i Yaveh.

Hampanantena ny ho vadinao amin'ny fahamarinana

Tsy hivadika amin'ny fanekeny amin'Israely i Yaveh.

Mianiana amin'ny tenako amim-pahatokiana

"vady mahatoky"

ka ho fantatrao i Yaveh

Eto ny hoe "fantatrao" dia midika hoe manaiky an'i Yaveh ho Andriamaniny ary tsy hivadika aminy.