plt_tn/hos/02/19.md

20 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Hosea momba izay hataony amin'Israely i Yaveh.
# Hampanantena ny ho vadinao mandrakizay Aho
Ho tahaka ny vady i Yaveh, ary Israely ho tahaka ny vadin'i Yaveh.
# Hampanantena ny ho vadinao amin'ny fahamarinana
Tsy hivadika amin'ny fanekeny amin'Israely i Yaveh.
# Mianiana amin'ny tenako amim-pahatokiana
"vady mahatoky"
# ka ho fantatrao i Yaveh
Eto ny hoe "fantatrao" dia midika hoe manaiky an'i Yaveh ho Andriamaniny ary tsy hivadika aminy.