# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'i Hosea momba izay hataony amin'Israely i Yaveh. # Hampanantena ny ho vadinao mandrakizay Aho Ho tahaka ny vady i Yaveh, ary Israely ho tahaka ny vadin'i Yaveh. # Hampanantena ny ho vadinao amin'ny fahamarinana Tsy hivadika amin'ny fanekeny amin'Israely i Yaveh. # Mianiana amin'ny tenako amim-pahatokiana "vady mahatoky" # ka ho fantatrao i Yaveh Eto ny hoe "fantatrao" dia midika hoe manaiky an'i Yaveh ho Andriamaniny ary tsy hivadika aminy.