plt_tn/hos/02/16.md

601 B

ho amin'izany andro izany

Manondro ny andro izay hisafidian'Israely hanompo an'i Yaveh irery izany.

fanambaran'i Yaveh

"izay nambaran'i Yaveh" na "izay nolazain'i Yaveh tamin'ny fomba manetriketrika." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:12.

Vadiko

Midika izany fa hitia sy hahatoky amin'i Yaveh tahaka ny vehivavy amin'ny vadiny ny vahoakan'Israely.

Balako

Ny hoe "Bala" dia midika hoe "tompo" ary manondro ilay andriamanitra sandoka izay notompoin'ireo Kananita.

Fa ho esoriko eo am-bavany ireo anaran'ireo Bala

Tsy hilaza ny anaran'i Bala sy ireo sampy intsony ireo Israelita.