plt_tn/hos/02/16.md

20 lines
601 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ho amin'izany andro izany
Manondro ny andro izay hisafidian'Israely hanompo an'i Yaveh irery izany.
# fanambaran'i Yaveh
"izay nambaran'i Yaveh" na "izay nolazain'i Yaveh tamin'ny fomba manetriketrika." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:12.
# Vadiko
Midika izany fa hitia sy hahatoky amin'i Yaveh tahaka ny vehivavy amin'ny vadiny ny vahoakan'Israely.
# Balako
Ny hoe "Bala" dia midika hoe "tompo" ary manondro ilay andriamanitra sandoka izay notompoin'ireo Kananita.
# Fa ho esoriko eo am-bavany ireo anaran'ireo Bala
Tsy hilaza ny anaran'i Bala sy ireo sampy intsony ireo Israelita.