plt_tn/hos/02/10.md

414 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.

Ary havelako hitanjaka eo imason'ireo olon-tiany izy

Midika izany fa hanala baraka ny vahoakan'Israely eo anatrehan'ny firenena hafa manodidina Yaveh. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:2.

tsy hisy na iza na iza hahavonjy azy eo an-tanako

Tsy hisy hiezaka hanampy an'Israely. Eto ny "tanana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh hanafay.