# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'i Hosea i Yaveh. # Ary havelako hitanjaka eo imason'ireo olon-tiany izy Midika izany fa hanala baraka ny vahoakan'Israely eo anatrehan'ny firenena hafa manodidina Yaveh. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:2. # tsy hisy na iza na iza hahavonjy azy eo an-tanako Tsy hisy hiezaka hanampy an'Israely. Eto ny "tanana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh hanafay.