plt_tn/hos/02/10.md

12 lines
414 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.
# Ary havelako hitanjaka eo imason'ireo olon-tiany izy
Midika izany fa hanala baraka ny vahoakan'Israely eo anatrehan'ny firenena hafa manodidina Yaveh. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:2.
# tsy hisy na iza na iza hahavonjy azy eo an-tanako
Tsy hisy hiezaka hanampy an'Israely. Eto ny "tanana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh hanafay.