plt_tn/hos/02/01.md

16 lines
319 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.
# Ry vahoakako!
Ity fehezanteny manaitra ity dia azo atao fanambarana tsotra. DH: "Oloko ianareo!"
# Efa nanehoana fangorahana ianareo
Io dia azo atao hoe DH: "Naneho fangorahana taminareo Yaveh"
# fangorahana
"hatsaram-panahy" na "famindrampo"