# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Miresaka amin'i Hosea i Yaveh. # Ry vahoakako! Ity fehezanteny manaitra ity dia azo atao fanambarana tsotra. DH: "Oloko ianareo!" # Efa nanehoana fangorahana ianareo Io dia azo atao hoe DH: "Naneho fangorahana taminareo Yaveh" # fangorahana "hatsaram-panahy" na "famindrampo"