plt_tn/hos/02/01.md

319 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.

Ry vahoakako!

Ity fehezanteny manaitra ity dia azo atao fanambarana tsotra. DH: "Oloko ianareo!"

Efa nanehoana fangorahana ianareo

Io dia azo atao hoe DH: "Naneho fangorahana taminareo Yaveh"

fangorahana

"hatsaram-panahy" na "famindrampo"