plt_tn/hos/01/10.md

36 lines
1014 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.
# tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina
Manamafy ny habetsak'ireo Israelita io.
# izay tsy hay afatra na isaina
Io dia azo atao hoe DH: "tsy izay tsy azon'iza na iza afatra na isaina"
# Ary amin'ny toerana izay nitenenana tamin'izy ireo hoe
Io dia azo atao hoe DH: "Izay nilazan'Andriamanitra tamin'izy ireo hoe"
# izay nitenenana tamin'izy ireo
Mety manondro an'i Jezirela io teny io, izay tanàna nanaovan'ireo mpanjakan'Israely heloka bevava, ary izay mariky ny famaizan'Andriamanitra azy ireo.
# no hilazana amin'izy ireo
Io dia azo atao hoe DH: "No hilazan'Andriamanitra amin'izy ireo hoe"
# Hiangona
Io dia azo atao hoe DH: "Ho angonin'Andriamanitra izy ireo"
# hiakatra avy amin'ny tany
Mety ilazana ny tany izay nahababo ny vahoakan'Israely io.
# ny andron'i Jezirela
Manondro ny fotoana izay hametrahan'Andriamanitra ny olony ao amin'ny tanin'Israely indray io. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia azo atao mazava.