plt_tn/hos/01/10.md

1014 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.

tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina

Manamafy ny habetsak'ireo Israelita io.

izay tsy hay afatra na isaina

Io dia azo atao hoe DH: "tsy izay tsy azon'iza na iza afatra na isaina"

Ary amin'ny toerana izay nitenenana tamin'izy ireo hoe

Io dia azo atao hoe DH: "Izay nilazan'Andriamanitra tamin'izy ireo hoe"

izay nitenenana tamin'izy ireo

Mety manondro an'i Jezirela io teny io, izay tanàna nanaovan'ireo mpanjakan'Israely heloka bevava, ary izay mariky ny famaizan'Andriamanitra azy ireo.

no hilazana amin'izy ireo

Io dia azo atao hoe DH: "No hilazan'Andriamanitra amin'izy ireo hoe"

Hiangona

Io dia azo atao hoe DH: "Ho angonin'Andriamanitra izy ireo"

hiakatra avy amin'ny tany

Mety ilazana ny tany izay nahababo ny vahoakan'Israely io.

ny andron'i Jezirela

Manondro ny fotoana izay hametrahan'Andriamanitra ny olony ao amin'ny tanin'Israely indray io. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia azo atao mazava.