# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'i Hosea i Yaveh. # tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina Manamafy ny habetsak'ireo Israelita io. # izay tsy hay afatra na isaina Io dia azo atao hoe DH: "tsy izay tsy azon'iza na iza afatra na isaina" # Ary amin'ny toerana izay nitenenana tamin'izy ireo hoe Io dia azo atao hoe DH: "Izay nilazan'Andriamanitra tamin'izy ireo hoe" # izay nitenenana tamin'izy ireo Mety manondro an'i Jezirela io teny io, izay tanĂ na nanaovan'ireo mpanjakan'Israely heloka bevava, ary izay mariky ny famaizan'Andriamanitra azy ireo. # no hilazana amin'izy ireo Io dia azo atao hoe DH: "No hilazan'Andriamanitra amin'izy ireo hoe" # Hiangona Io dia azo atao hoe DH: "Ho angonin'Andriamanitra izy ireo" # hiakatra avy amin'ny tany Mety ilazana ny tany izay nahababo ny vahoakan'Israely io. # ny andron'i Jezirela Manondro ny fotoana izay hametrahan'Andriamanitra ny olony ao amin'ny tanin'Israely indray io. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia azo atao mazava.