plt_tn/hos/01/03.md

311 B

Gomera ... Diblaima

Anaran'olona ireo.

ankohonan'i Jeho

Ny "ankohonana" dia midika hoe "fianakaviana," ao anatin'izany ny taranak'i Jeho.

ankohonan'Israely

Ilazana ny fanjakan'Israely io fomba fiteny io.

tsipìkan'Israely

Eto ny "tsipìka" dia ilazana ny herin-tafika. DH: "herin-tafik'Israely"