# Gomera ... Diblaima Anaran'olona ireo. # ankohonan'i Jeho Ny "ankohonana" dia midika hoe "fianakaviana," ao anatin'izany ny taranak'i Jeho. # ankohonan'Israely Ilazana ny fanjakan'Israely io fomba fiteny io. # tsipìkan'Israely Eto ny "tsipìka" dia ilazana ny herin-tafika. DH: "herin-tafik'Israely"