plt_tn/hos/01/03.md

16 lines
311 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Gomera ... Diblaima
Anaran'olona ireo.
# ankohonan'i Jeho
Ny "ankohonana" dia midika hoe "fianakaviana," ao anatin'izany ny taranak'i Jeho.
# ankohonan'Israely
Ilazana ny fanjakan'Israely io fomba fiteny io.
# tsipìkan'Israely
Eto ny "tsipìka" dia ilazana ny herin-tafika. DH: "herin-tafik'Israely"