plt_tn/heb/13/24.md

350 B

Ireo izay avy any Italia dia manao veloma anareo

Ireo dikan-teny azo heverina: 1) ny mpanoratra dia tsy any Italia, fa misy vondrona mpino miaraka aminy izay avy any Italia na 2) ny mpanoratra dia tany Italia tamin'ny nanoratra ity taratasy ity.

Italia

Ity dia anarana faritra tamin'izany fotoana izany. Roma no renivohitry ny tananan'Italia.