# Ireo izay avy any Italia dia manao veloma anareo Ireo dikan-teny azo heverina: 1) ny mpanoratra dia tsy any Italia, fa misy vondrona mpino miaraka aminy izay avy any Italia na 2) ny mpanoratra dia tany Italia tamin'ny nanoratra ity taratasy ity. # Italia Ity dia anarana faritra tamin'izany fotoana izany. Roma no renivohitry ny tananan'Italia.