plt_tn/heb/13/24.md

8 lines
350 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo izay avy any Italia dia manao veloma anareo
Ireo dikan-teny azo heverina: 1) ny mpanoratra dia tsy any Italia, fa misy vondrona mpino miaraka aminy izay avy any Italia na 2) ny mpanoratra dia tany Italia tamin'ny nanoratra ity taratasy ity.
# Italia
Ity dia anarana faritra tamin'izany fotoana izany. Roma no renivohitry ny tananan'Italia.