plt_tn/heb/13/22.md

20 lines
500 B
Markdown

# Ary
Ity dia manamarika fizarana vaovao ao amin'ny taratasy. Eto ny mpanoratra dia manome ny teniny farany ho an'ny mapamakiny.
# ry rahalahy
Ity dia maneho ireo mpino rehetra izay nanoratany na lahy na vavy. DH: "Ireo namana mpino"
# hizaka ny tenin'ny fampaherezana
"Hievitra amim-paharetana izay nosoratako mba hampaherezana anareo"
# ny tenin'ny fampaherezana
Eto ny hoe "teny" dia maneho ny hafatra. DH: "Ny hafatra fampaherezana"
# efa nafahana
DH: "Tsy any an-trano maizina intsony"