plt_tn/heb/13/22.md

500 B

Ary

Ity dia manamarika fizarana vaovao ao amin'ny taratasy. Eto ny mpanoratra dia manome ny teniny farany ho an'ny mapamakiny.

ry rahalahy

Ity dia maneho ireo mpino rehetra izay nanoratany na lahy na vavy. DH: "Ireo namana mpino"

hizaka ny tenin'ny fampaherezana

"Hievitra amim-paharetana izay nosoratako mba hampaherezana anareo"

ny tenin'ny fampaherezana

Eto ny hoe "teny" dia maneho ny hafatra. DH: "Ny hafatra fampaherezana"

efa nafahana

DH: "Tsy any an-trano maizina intsony"