# Ary Ity dia manamarika fizarana vaovao ao amin'ny taratasy. Eto ny mpanoratra dia manome ny teniny farany ho an'ny mapamakiny. # ry rahalahy Ity dia maneho ireo mpino rehetra izay nanoratany na lahy na vavy. DH: "Ireo namana mpino" # hizaka ny tenin'ny fampaherezana "Hievitra amim-paharetana izay nosoratako mba hampaherezana anareo" # ny tenin'ny fampaherezana Eto ny hoe "teny" dia maneho ny hafatra. DH: "Ny hafatra fampaherezana" # efa nafahana DH: "Tsy any an-trano maizina intsony"