plt_tn/heb/13/01.md

16 lines
460 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ato amin'ity fizarana mamarana ity, dia manome toro-lalana manokana ho an'ireo mpino ny mpanoratra ny amin'ny fomba tokony hiainan'izy ireo.
# Avelao hitohy ny fitiavana ara-pirahalahiana
"manohiza mampiseho ny fitiavanareo ho an'ireo mpino hafa toy ny isan'ny ankohonanareo"
# Aza manadino
DH: "ataovy azo antoka fa hahatadidy"
# fampiantranoana ireo vahiny
"mba hapandroso sy haneho fahatsoram-po amin'ireo vahiny"