# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ato amin'ity fizarana mamarana ity, dia manome toro-lalana manokana ho an'ireo mpino ny mpanoratra ny amin'ny fomba tokony hiainan'izy ireo. # Avelao hitohy ny fitiavana ara-pirahalahiana "manohiza mampiseho ny fitiavanareo ho an'ireo mpino hafa toy ny isan'ny ankohonanareo" # Aza manadino DH: "ataovy azo antoka fa hahatadidy" # fampiantranoana ireo vahiny "mba hapandroso sy haneho fahatsoram-po amin'ireo vahiny"