plt_tn/heb/13/01.md

460 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ato amin'ity fizarana mamarana ity, dia manome toro-lalana manokana ho an'ireo mpino ny mpanoratra ny amin'ny fomba tokony hiainan'izy ireo.

Avelao hitohy ny fitiavana ara-pirahalahiana

"manohiza mampiseho ny fitiavanareo ho an'ireo mpino hafa toy ny isan'ny ankohonanareo"

Aza manadino

DH: "ataovy azo antoka fa hahatadidy"

fampiantranoana ireo vahiny

"mba hapandroso sy haneho fahatsoram-po amin'ireo vahiny"