plt_tn/heb/12/27.md

32 lines
933 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny teny nindramina avy ao amin'ny mpaminany Hagay ao amin'ny Testamenta Taloha dia naverina avy tao amin'ny andininy teo aloha.
# ny famindrana ireo zavatra izay afaka hozongozonina
DH: "Andriamanitra dia hanala ny zava-drehetra izay miozongozona"
# izay nohariana
DH: "izay noharian'Andriamanitra"
# mandray fanjakana
DH: "satria nandray fanjakana isika" na "satria Andriamanitra manao antsika ho isan'ny fanjakany"
# ireo zavatra izay tsy azo hozongozonina
DH: " ireo zavatra izay tsy miozongozona"
# dia aoka ho mpankasitraka isika
"andeha hanome fisaorana isika"
# am-panajana fatratra sy amin-tahotra
Ny teny hoe "am-panajana" sy "tahotra" dia mitovy dikan-teny ary manamafy ny halehiben'ny haja noho Andriamanitra. DH: "amin'ny haja sy tahotra lehibe"
# Fa ny Andriamanintsika dia afo mandevona.
Andriamanitra dia resahina toy ny hoe afo izay mandoro ny zava-drehetra.