# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto ny teny nindramina avy ao amin'ny mpaminany Hagay ao amin'ny Testamenta Taloha dia naverina avy tao amin'ny andininy teo aloha. # ny famindrana ireo zavatra izay afaka hozongozonina DH: "Andriamanitra dia hanala ny zava-drehetra izay miozongozona" # izay nohariana DH: "izay noharian'Andriamanitra" # mandray fanjakana DH: "satria nandray fanjakana isika" na "satria Andriamanitra manao antsika ho isan'ny fanjakany" # ireo zavatra izay tsy azo hozongozonina DH: " ireo zavatra izay tsy miozongozona" # dia aoka ho mpankasitraka isika "andeha hanome fisaorana isika" # am-panajana fatratra sy amin-tahotra Ny teny hoe "am-panajana" sy "tahotra" dia mitovy dikan-teny ary manamafy ny halehiben'ny haja noho Andriamanitra. DH: "amin'ny haja sy tahotra lehibe" # Fa ny Andriamanintsika dia afo mandevona. Andriamanitra dia resahina toy ny hoe afo izay mandoro ny zava-drehetra.