plt_tn/heb/12/27.md

933 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto ny teny nindramina avy ao amin'ny mpaminany Hagay ao amin'ny Testamenta Taloha dia naverina avy tao amin'ny andininy teo aloha.

ny famindrana ireo zavatra izay afaka hozongozonina

DH: "Andriamanitra dia hanala ny zava-drehetra izay miozongozona"

izay nohariana

DH: "izay noharian'Andriamanitra"

mandray fanjakana

DH: "satria nandray fanjakana isika" na "satria Andriamanitra manao antsika ho isan'ny fanjakany"

ireo zavatra izay tsy azo hozongozonina

DH: " ireo zavatra izay tsy miozongozona"

dia aoka ho mpankasitraka isika

"andeha hanome fisaorana isika"

am-panajana fatratra sy amin-tahotra

Ny teny hoe "am-panajana" sy "tahotra" dia mitovy dikan-teny ary manamafy ny halehiben'ny haja noho Andriamanitra. DH: "amin'ny haja sy tahotra lehibe"

Fa ny Andriamanintsika dia afo mandevona.

Andriamanitra dia resahina toy ny hoe afo izay mandoro ny zava-drehetra.