plt_tn/heb/12/12.md

20 lines
1018 B
Markdown

# hatanjao ireo tananareo izay miraviravy sy ireo lohalikareo malemy. Manaova lalana mahitsy ho an'ny tongotrareo,
Ity dia mety manohy ny sari-teny momban'ny fihazakazahana tao amin'ny 12:1. Amin'izany fomba izany no iresahan'ny mpanoratra ny momban'ny fiainana amin'ny maha-Kristiana sy fanampiana ny hafa.
# lalana mahitsy
Ny fiainana mba hanomezana voninahitra sy hampifaliana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe lalana mahitsy arahina.
# izay malemy dia tsy hipitsoka
Amin'ity sari-teny fihazakazahana ity, ny "malemy" dia maneho ny olona hafa ao amin'ny hazakazaka izay naratra ary te-hiala. Izany, ho setrin'izany, dia maneho ireo Kristiana. DH: "na iza na iza malemy sy maniry ny hiala dia tsy hipitsoka ny kitrokeliny"
# tsy hipitsoka
Ny olona izay mijanona mankatoa an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe nandratra ny tongony na ny kitrokeliny teny amin'ny lalana. DH: "Tsy hipitsoka ny kitrokeliny"
# fa ho sitrana aza
DH: "fa kosa ho tonga mehery" na "fa kosa hanasitrana azy Andriamanitra"