plt_tn/heb/12/12.md

1018 B

hatanjao ireo tananareo izay miraviravy sy ireo lohalikareo malemy. Manaova lalana mahitsy ho an'ny tongotrareo,

Ity dia mety manohy ny sari-teny momban'ny fihazakazahana tao amin'ny 12:1. Amin'izany fomba izany no iresahan'ny mpanoratra ny momban'ny fiainana amin'ny maha-Kristiana sy fanampiana ny hafa.

lalana mahitsy

Ny fiainana mba hanomezana voninahitra sy hampifaliana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe lalana mahitsy arahina.

izay malemy dia tsy hipitsoka

Amin'ity sari-teny fihazakazahana ity, ny "malemy" dia maneho ny olona hafa ao amin'ny hazakazaka izay naratra ary te-hiala. Izany, ho setrin'izany, dia maneho ireo Kristiana. DH: "na iza na iza malemy sy maniry ny hiala dia tsy hipitsoka ny kitrokeliny"

tsy hipitsoka

Ny olona izay mijanona mankatoa an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe nandratra ny tongony na ny kitrokeliny teny amin'ny lalana. DH: "Tsy hipitsoka ny kitrokeliny"

fa ho sitrana aza

DH: "fa kosa ho tonga mehery" na "fa kosa hanasitrana azy Andriamanitra"