# hatanjao ireo tananareo izay miraviravy sy ireo lohalikareo malemy. Manaova lalana mahitsy ho an'ny tongotrareo, Ity dia mety manohy ny sari-teny momban'ny fihazakazahana tao amin'ny 12:1. Amin'izany fomba izany no iresahan'ny mpanoratra ny momban'ny fiainana amin'ny maha-Kristiana sy fanampiana ny hafa. # lalana mahitsy Ny fiainana mba hanomezana voninahitra sy hampifaliana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe lalana mahitsy arahina. # izay malemy dia tsy hipitsoka Amin'ity sari-teny fihazakazahana ity, ny "malemy" dia maneho ny olona hafa ao amin'ny hazakazaka izay naratra ary te-hiala. Izany, ho setrin'izany, dia maneho ireo Kristiana. DH: "na iza na iza malemy sy maniry ny hiala dia tsy hipitsoka ny kitrokeliny" # tsy hipitsoka Ny olona izay mijanona mankatoa an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe nandratra ny tongony na ny kitrokeliny teny amin'ny lalana. DH: "Tsy hipitsoka ny kitrokeliny" # fa ho sitrana aza DH: "fa kosa ho tonga mehery" na "fa kosa hanasitrana azy Andriamanitra"