plt_tn/heb/11/29.md

24 lines
707 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny teny voalohany hoe "izy ireo" dia maneho ireo Isiraelita, ary ny "izy ireo" faharoa dia maneho ny Egyptiana, ary ny "izy ireo" fahatelo dia maneho ireo rindrin'ny Jeriko.
# niampitan'izy ireo ny Ranomasina Mena
"Ireo Isiraelita niampita teo amin'ny Ranomasina Mena"
# dia voatelina izy ireo
DH: "Natelin'ny rano ireo Egyptiana"
# dia voatelina izy ireo
Ny rano dia resahina toy ny hoe biby. DH: "Maty an-drano ireo Egyptiana"
# rehefa avy nihodidiana nandritry ny fito andro izy ireo
DH: "Ireo Isiraelita nihodidina teo amin'ny rindrina nadritry ny fito andro"
# nandray ireo mpisafo tany tamin'ny fiadanana
"nandray am-piadanana ireo mpisafo tany''