plt_tn/heb/11/29.md

707 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto ny teny voalohany hoe "izy ireo" dia maneho ireo Isiraelita, ary ny "izy ireo" faharoa dia maneho ny Egyptiana, ary ny "izy ireo" fahatelo dia maneho ireo rindrin'ny Jeriko.

niampitan'izy ireo ny Ranomasina Mena

"Ireo Isiraelita niampita teo amin'ny Ranomasina Mena"

dia voatelina izy ireo

DH: "Natelin'ny rano ireo Egyptiana"

dia voatelina izy ireo

Ny rano dia resahina toy ny hoe biby. DH: "Maty an-drano ireo Egyptiana"

rehefa avy nihodidiana nandritry ny fito andro izy ireo

DH: "Ireo Isiraelita nihodidina teo amin'ny rindrina nadritry ny fito andro"

nandray ireo mpisafo tany tamin'ny fiadanana

"nandray am-piadanana ireo mpisafo tany''