# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto ny teny voalohany hoe "izy ireo" dia maneho ireo Isiraelita, ary ny "izy ireo" faharoa dia maneho ny Egyptiana, ary ny "izy ireo" fahatelo dia maneho ireo rindrin'ny Jeriko. # niampitan'izy ireo ny Ranomasina Mena "Ireo Isiraelita niampita teo amin'ny Ranomasina Mena" # dia voatelina izy ireo DH: "Natelin'ny rano ireo Egyptiana" # dia voatelina izy ireo Ny rano dia resahina toy ny hoe biby. DH: "Maty an-drano ireo Egyptiana" # rehefa avy nihodidiana nandritry ny fito andro izy ireo DH: "Ireo Isiraelita nihodidina teo amin'ny rindrina nadritry ny fito andro" # nandray ireo mpisafo tany tamin'ny fiadanana "nandray am-piadanana ireo mpisafo tany''