plt_tn/heb/11/23.md

822 B

Mosesy, rehefa teraka izy, dia nafenin'ireo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana

DH: "Ireo ray aman-drenin'i Mosesy nanafina azy nandritry ny telo volona tao aorian'ny nahaterahany"

nahalehibe azy

"Nahatonga azy ho olon-dehibe"

nandà ny hiantsoana azy

DH: "nandà ny hamela ny olona hiantso azy"

ny fahafaham-baraka amin'ny fanarahana an'i Kristy

DH: "Ny fiainan'ny olona tsy nanaja azy satria izy nanao izay zavatra tian'i Kristy"

fanarahana an'i Kristy

Ny fankatoavana an'i Kristy dia resahina toy ny hoe manaraka Azy ambany amin'ny lalana.

nampifantoka ireo masony tamin'ny valisoany

Ny fifantohana tanteraka amin'ny fanatratrarana ny tanjona dia resahina toy ny hoe olona mibanjina zavatra iray ary mandà ny hijery zavatra hafa. DH: "manao izay fantany fa hazoany valisoa any an-danitra"