plt_tn/heb/11/23.md

24 lines
822 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mosesy, rehefa teraka izy, dia nafenin'ireo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana
DH: "Ireo ray aman-drenin'i Mosesy nanafina azy nandritry ny telo volona tao aorian'ny nahaterahany"
# nahalehibe azy
"Nahatonga azy ho olon-dehibe"
# nandà ny hiantsoana azy
DH: "nandà ny hamela ny olona hiantso azy"
# ny fahafaham-baraka amin'ny fanarahana an'i Kristy
DH: "Ny fiainan'ny olona tsy nanaja azy satria izy nanao izay zavatra tian'i Kristy"
# fanarahana an'i Kristy
Ny fankatoavana an'i Kristy dia resahina toy ny hoe manaraka Azy ambany amin'ny lalana.
# nampifantoka ireo masony tamin'ny valisoany
Ny fifantohana tanteraka amin'ny fanatratrarana ny tanjona dia resahina toy ny hoe olona mibanjina zavatra iray ary mandà ny hijery zavatra hafa. DH: "manao izay fantany fa hazoany valisoa any an-danitra"