# Mosesy, rehefa teraka izy, dia nafenin'ireo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana DH: "Ireo ray aman-drenin'i Mosesy nanafina azy nandritry ny telo volona tao aorian'ny nahaterahany" # nahalehibe azy "Nahatonga azy ho olon-dehibe" # nandà ny hiantsoana azy DH: "nandà ny hamela ny olona hiantso azy" # ny fahafaham-baraka amin'ny fanarahana an'i Kristy DH: "Ny fiainan'ny olona tsy nanaja azy satria izy nanao izay zavatra tian'i Kristy" # fanarahana an'i Kristy Ny fankatoavana an'i Kristy dia resahina toy ny hoe manaraka Azy ambany amin'ny lalana. # nampifantoka ireo masony tamin'ny valisoany Ny fifantohana tanteraka amin'ny fanatratrarana ny tanjona dia resahina toy ny hoe olona mibanjina zavatra iray ary mandà ny hijery zavatra hafa. DH: "manao izay fantany fa hazoany valisoa any an-danitra"