plt_tn/heb/11/13.md

697 B

tsy nandray ireo fampanantenana

Ity dia miresaka ny fampanantenana toy ny hoe zavatra izay raisin'ny olona. DH: "tsy nandray izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo"

taorian'ny nahitana sy niarahabana azy ireo avy eny alavitra

Ireo hetsika nampanantenaina ho avy dia resahina toy ny hoe mpivahiny tonga avy lavitra. DH: "taorian'ny nianarana izay ho ataon'Andriamanitra amin'ny ho avy"

nanaiky izy ireo fa vahiny sy sesi-tany ety an-tany

Eto ny hoe "vahiny" sy "sesi-tany" dia mitovy dikan-teny. Izany dia manamafy fa ity tany ity dia tsy tena tranon'izy ireo. Miandry ny tena tranony izay ho amboarin'Andriamanitra ho azy izy ireo.

tanindrazana

"ny tany izay nipoiran'izy ireo"