forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
697 B
Markdown
16 lines
697 B
Markdown
|
# tsy nandray ireo fampanantenana
|
||
|
|
||
|
Ity dia miresaka ny fampanantenana toy ny hoe zavatra izay raisin'ny olona. DH: "tsy nandray izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# taorian'ny nahitana sy niarahabana azy ireo avy eny alavitra
|
||
|
|
||
|
Ireo hetsika nampanantenaina ho avy dia resahina toy ny hoe mpivahiny tonga avy lavitra. DH: "taorian'ny nianarana izay ho ataon'Andriamanitra amin'ny ho avy"
|
||
|
|
||
|
# nanaiky izy ireo fa vahiny sy sesi-tany ety an-tany
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "vahiny" sy "sesi-tany" dia mitovy dikan-teny. Izany dia manamafy fa ity tany ity dia tsy tena tranon'izy ireo. Miandry ny tena tranony izay ho amboarin'Andriamanitra ho azy izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# tanindrazana
|
||
|
|
||
|
"ny tany izay nipoiran'izy ireo"
|