# tsy nandray ireo fampanantenana Ity dia miresaka ny fampanantenana toy ny hoe zavatra izay raisin'ny olona. DH: "tsy nandray izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo" # taorian'ny nahitana sy niarahabana azy ireo avy eny alavitra Ireo hetsika nampanantenaina ho avy dia resahina toy ny hoe mpivahiny tonga avy lavitra. DH: "taorian'ny nianarana izay ho ataon'Andriamanitra amin'ny ho avy" # nanaiky izy ireo fa vahiny sy sesi-tany ety an-tany Eto ny hoe "vahiny" sy "sesi-tany" dia mitovy dikan-teny. Izany dia manamafy fa ity tany ity dia tsy tena tranon'izy ireo. Miandry ny tena tranony izay ho amboarin'Andriamanitra ho azy izy ireo. # tanindrazana "ny tany izay nipoiran'izy ireo"