plt_tn/heb/11/11.md

729 B

Tamin'ny finoana

Ireo dikan-teny azo heverina: 1) izany dia avy tamin'ny finoan'i Abrahama. DH: "satria Abrahama nino an'Andriamanitra" na 2) izany dia tamin'ny finoan'i Saraha. DH: "Satria Saraha nino an'Andriamanitra"

nahazoan'i Abrahama fahafana ho ray

"nahazo ny fahafahana ho ray" na "nahazo ny fahafahana mba hahazo zanaka"

Satria noheverina ho toy ilay mahatoky nomena ilay fampanantenana izy

"satria nino an'Andriamanitra izy, izay nanome ny fampanantenana, mba hatoky"

efa ho faty

"antitra loatra ny hanana zanaka" na "tena antitra"

ireo izay toy ireo kintana eny an-danitra ny hamaroany sy toy ny fasika manamorina ny ranomasina, izay tsy voaisa.

Ity dia midika fa Abrahama dia manana taranaka maro.