plt_tn/heb/11/11.md

20 lines
729 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tamin'ny finoana
Ireo dikan-teny azo heverina: 1) izany dia avy tamin'ny finoan'i Abrahama. DH: "satria Abrahama nino an'Andriamanitra" na 2) izany dia tamin'ny finoan'i Saraha. DH: "Satria Saraha nino an'Andriamanitra"
# nahazoan'i Abrahama fahafana ho ray
"nahazo ny fahafahana ho ray" na "nahazo ny fahafahana mba hahazo zanaka"
# Satria noheverina ho toy ilay mahatoky nomena ilay fampanantenana izy
"satria nino an'Andriamanitra izy, izay nanome ny fampanantenana, mba hatoky"
# efa ho faty
"antitra loatra ny hanana zanaka" na "tena antitra"
# ireo izay toy ireo kintana eny an-danitra ny hamaroany sy toy ny fasika manamorina ny ranomasina, izay tsy voaisa.
Ity dia midika fa Abrahama dia manana taranaka maro.