# Tamin'ny finoana Ireo dikan-teny azo heverina: 1) izany dia avy tamin'ny finoan'i Abrahama. DH: "satria Abrahama nino an'Andriamanitra" na 2) izany dia tamin'ny finoan'i Saraha. DH: "Satria Saraha nino an'Andriamanitra" # nahazoan'i Abrahama fahafana ho ray "nahazo ny fahafahana ho ray" na "nahazo ny fahafahana mba hahazo zanaka" # Satria noheverina ho toy ilay mahatoky nomena ilay fampanantenana izy "satria nino an'Andriamanitra izy, izay nanome ny fampanantenana, mba hatoky" # efa ho faty "antitra loatra ny hanana zanaka" na "tena antitra" # ireo izay toy ireo kintana eny an-danitra ny hamaroany sy toy ny fasika manamorina ny ranomasina, izay tsy voaisa. Ity dia midika fa Abrahama dia manana taranaka maro.