plt_tn/heb/11/07.md

682 B

nomena ny hafatra avy amin'Andriamanitra

DH: "satria Andriamanitra niteny taminy"

momba ireo zavatra izay tsy mbola hita

DH: "momba ireo zavatra izay tsy mbola hitan'ny olona mihintsy teo aloha" na "momba ireo tranga izay tsy mbola nitranga"

izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny tontolon'ny olombelona. DH: "ny olona niaina teto amin'izao tontolo izao tamin'izany fotoana izany"

nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana

Noa dia resahina toy ny hoe mandova fananana sy harena avy amin'ny isan'ny fianakaviana. DH: "nandray ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra"

araky ny finoana

"izay nomen'Andriamanitra an'ireo izay manana finoana Aminy"