plt_tn/heb/11/07.md

20 lines
682 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nomena ny hafatra avy amin'Andriamanitra
DH: "satria Andriamanitra niteny taminy"
# momba ireo zavatra izay tsy mbola hita
DH: "momba ireo zavatra izay tsy mbola hitan'ny olona mihintsy teo aloha" na "momba ireo tranga izay tsy mbola nitranga"
# izao tontolo izao
Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny tontolon'ny olombelona. DH: "ny olona niaina teto amin'izao tontolo izao tamin'izany fotoana izany"
# nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana
Noa dia resahina toy ny hoe mandova fananana sy harena avy amin'ny isan'ny fianakaviana. DH: "nandray ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra"
# araky ny finoana
"izay nomen'Andriamanitra an'ireo izay manana finoana Aminy"