# nomena ny hafatra avy amin'Andriamanitra DH: "satria Andriamanitra niteny taminy" # momba ireo zavatra izay tsy mbola hita DH: "momba ireo zavatra izay tsy mbola hitan'ny olona mihintsy teo aloha" na "momba ireo tranga izay tsy mbola nitranga" # izao tontolo izao Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny tontolon'ny olombelona. DH: "ny olona niaina teto amin'izao tontolo izao tamin'izany fotoana izany" # nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana Noa dia resahina toy ny hoe mandova fananana sy harena avy amin'ny isan'ny fianakaviana. DH: "nandray ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra" # araky ny finoana "izay nomen'Andriamanitra an'ireo izay manana finoana Aminy"