forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Tamin'ny finoana no namindrana an'i Enoka mba tsy ahitany ny fahafatesana
|
|
|
|
DH: "Tamin'ny finoana no tsy nahafatesan'i Enoka satria Andriamanitra naka azy"
|
|
|
|
# ahitany ny fahafatesana
|
|
|
|
Ity dia miresaka ny fahafatesana toy ny hoe zavatra izay afaka hitan'ny olona. Izany dia midika fainana ny fahafatesana. DH: "maty"
|
|
|
|
# talohan'ny nakana azy
|
|
|
|
DH: "talohan'ny nakan'Andriamanitra azy"
|
|
|
|
# dia nijoroana vavolombelona fa nankasitrahan'Andriamanitra izy
|
|
|
|
Ireo dikan-teny azo heverina: 1) "Andriamanitra niteny fa Enoka dia nampifaly Azy" na 2) "ny olona niteny fa Enoka dia nampifaly an'Andriamanitra."
|
|
|
|
# tsy misy finoana dia tsy mety ho ankasitrahany
|
|
|
|
DH: "ny olona dia afaka mampifaly an' Andriamaniatra rehefa manana finoana an' Andriamanitra ihany izy"
|
|
|
|
# izay manatona an'Andriamanitra
|
|
|
|
Ny fiandrasana ny fiderana an'Andriamanitra sy ho lasa olony dia resahina toy ny hoe manatona an'Andriamanitra ara-bakiteny ilay olona. DH: "izay olona te-ho an'Andriamanitra"
|
|
|
|
# ireo izay mitady Azy
|
|
|
|
Ny fianarana ny momban'Andriamanitra sy fiezahana mankatoa Azy dia resahina toy ny hoe olona iray mitady olon-kafa.
|